|
|
|
|

Teny iditra 1  lefona
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  15 Fiadiana fanipy misy tahony lavalava, lelany maranitra ary lohany matsilotsilo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  16 a spear [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  17 sagaie [1.3, 1.8, 1.5]
18 lance [1.3, 1.5]
Fikambanana  19  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 14 misy ny teny hoe lefona
Ohabolana  20  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  21 fanelo, lefona

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21