Teny iditra | 1 lefona |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Fiadiana fanipy misy tahony lavalava, lelany maranitra ary lohany matsilotsilo [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 a spear [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 sagaie [1.3, 1.8, 1.5] 6 lance [1.3, 1.5] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Fivaditsoratra | 24 alefon, fanelo, lefona, nalefo |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/02 |