Teny iditra | leka | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro] Misebaka [1.78] | |
Teny iditra | leka | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] Sabaka ranjo [1.78] | |
Tovy hevitra | deka | |
Teny iditra | leka | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro, Tanosy] Tandrimo [1.78] | |
Fivaditsoratra |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |