Teny iditra (1/3) | 1 deka |
Sokajin-teny | 2 Tsy lazaina |
Fanazavàna teny anglisy |
3 [1.2] |
Sampanteny |
|
Teny iditra (2/3) | 5 deka |
Sokajin-teny | 6 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
7 [1.78] [Bara]
sabaka ranjo |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 11 leka |
Teny iditra (3/3) | 12 dekà |
Sokajin-teny | 13 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
14 [1.1] Lefitra ambany amin' ny laharam-boninahitra Miaramila na manamboninahitra lefitra, atokana ho mpanampy sy ho fanirakiraky ny manamboninahitra ambony. |
Fanazavàna teny anglisy |
15 [1.2] an aide-de-camp |
Fanazavàna teny frantsay |
16 [1.3] Aide-de-camp |
Ohatra |
17 Mahazo miteny tsy amin-tahotra - hoy ny Governora - Zazalahy mahatoky ny deka, namako. [2.270#] 18 Ary izahay deka taminy, dia nomeny ho dekan dRainilaiarivony Prime Minister sy Commander in Chief. [2.59#] |
Tsipelina hafa | 19 daika, dekana |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 24 dekà, deka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |