Teny iditra 1/2 | lel' antsy | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Ilay vy manify maranitra amin' ny antsy: Mizara roa ny tenan' ny antsy, dia ny zaran' antsy sy ny lelan' antsy [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | A knife blade [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Lame d'un couteau [1.8] | |
Singan-teny | lela ; antsy | |
Tsipelina hafa | lelan' antsy | |
Teny iditra 2/2 | lelan-tsy | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny frantsay | Lame d'acier [1.13] | |
Singan-teny | lela | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/16 |
![]() |