Teny iditra | 1 lela vola |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] (taloha): vola tsy vaky, ariary (ankehitriny): teny enti-milaza vola vy na taratasy azo ampiasaina avy hatrany amin' izao, fa tsy taratasim-bola mbola tokony hatakalo; enti-milaza tena vola fa tsy taratasim-bola na zavatra mitovy vidy amin' ny vola: Saiky haloany vary ny karamako, kanefa tsy nety aho fa nasaiko nataony lela volaihany |
Singan-teny | 4 lela, vola |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |