Teny iditra | 1 lelik' asa |
Singan-teny | 2 lelika, asa |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Asa tany amin' ny angady ka tsy alentika lalina ny angady [2.285#104] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 action de remuer la terre en partie en couvrant une partie non trvaillée avec la terre qu'on remue 6 Figuré: ajouter occupation sur occupation, en omettant une partie [1.3#399] |
Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny lelik' asa io |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/07 |