Teny iditra (1/2) | 1 lelika |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
7 Tototra, voasarona: Lelika ny hady 8 Feno: Leliky ny antsanga inty ny tanimbary 9 Tsy mahalala ny fahorian' ny sasany intsony izy, fa efa leliky ny harena [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
10 comblé, couvert: Lelika ny hady (Le fossé est comblé) ~ Leliky ny antsanga ny tanimbarinay (Notre rizière a été couverte par les alluvions) 11 comblé de biens, d'honneurs: Tsy mahatsiaro fahoriana izy, fa leliky ny voloa (Il ne pense p0as au malheur, parce qu'il a beaucoup d'argent) [1.3#399] |
Ohatra |
12 Ary ny tanimbary leliky ny fasika! [2.470#177] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny lelika io |
Teny iditra (2/2) | 16 lelika |
Sokajin-teny | 17 tenim-piontanana |
Fanazavàna teny frantsay |
18 Lelika an! Nom d'un chien! Zut, alors! 19 Lelika maty itỳ ! Quel connard! 20 Lelika lahy itỳ ! Quel connard! Salaud! 21 Lelika vavy itỳ ! Quelle connasse! Salope! La garce! [1.5#56] |
Tsanganana sy sary iray takila |
22 Ny tenim-piontanana rehetra |
Fivaditsoratra | 23 lakile, lelika |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/07 |