Teny iditra letsin-trosa
Singan-teny letsy ; trosa
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fomba ifanaovan' ny olona mifampisambo-bola ka ahana amin' ny zavatra hafa na vola tsikelikely ny trosa ananan' ny olona amin' ny tena [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19