Teny iditra | 1 levenam-bola |
Singan-teny | 2 levenana, vola |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Voambolana |
4 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana |
Fanazavàna teny malagasy |
5 vola notehirizin' ny olona taloha, izay nataony tao anaty vilany tany anaty tany 6 Soa natao izay tokony handraisam-baliny [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
7 (lit. buried money), advantages accrued due to past good deeds [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
8 économies; avantages dûs aux bonnes action dans le passé [1.8] |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny levenam-bola io |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/26 |