| Teny iditra | 1 levonina |
| Fototeny | 2 levona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Atao fongana, tsy misy: Azon' Andriamanitra levonina izao tontolo izao
9 Simbana: Nolevonin' Ikoto ny kilalaon-janako 10 Bavana, fongorana, aringana, arfpaka: Nolevonin' ny mpangalatra ny fananan-dRainizafy ato atsimo 11 Ampanjarina ho fofona, ho etona, ho ranony: Levonin' ny masoandro ny zavona ~ Levony ao anaty rano ny siramamy 12 Ampanjarina ho zavatra mahavelona ny tena: Sakafo saro-devonina ny henan-gisa [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
13 to be consumed; to be utterly destroyed; to be dissolved; to be digested
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
14 qu'on anéanti; qui est dissout; qui est digéré
[1.8] |
| Fikambanana | 15 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny hoe levonina |
| Fivaditsoratra | levonina, 16 vinelona |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|