|
|
|
|

Teny iditra 1  levona
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  11 Foana, tonga tsy misy: Indray mipy maso ihany, dia mety ho levona, hono, izao tontolo izao
12 Lany: Levon' ny omby ny varinay
13 Simba: Levon' ny zanakao ny bokiko
14 Lasa entona: Levon-ko fofona ny kamifaoro
15 Lasa tsy hita venty intsony toy ny sira latsaka ao anaty rano: Levona tao anaty rano ny siramamy
16 Voaovan' ny vavony: Tsy mbola levona ny sakafonao ka aza mandro [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  17 consumed; utterly destroyed; dissolved, digested [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  18 consumé, anéanti; dissout; digéré [1.8]
Ohatra  19  levona ny harena be. [2.59#287]
20  Efa levona tsy hita intsony ny zavona; [2.324]
Ohabolana  21  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  levona, 22 velona, 23 volena

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21