Teny iditra | lian-tsofina | ||
Singan-teny | liana ; sofina | ||
Sokajin-teny | kambanteny | ||
Fanazavàna teny malagasy | Ta handre vaovao izaitsizy, ta handre bebe kokoa satria tsy nahare tsara na tsy afa-po tamin' izay re [1.1] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Avide d'entendre, curieux de nouvelles [1.3] | ||
Kamban-teny |
| ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/17 |