|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  lingilingy
Fototeny  2 lingy
Sokajin-teny  3  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  8 Teronterona; toetran' izay eo amin' ny toerana avo erỳ an-tendrony [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 état de ce qui est élevé, élancé dans les airs [1.3]
Ohatra  10  Ikalamara tia lingilingy no tsy mety raha tsy mananika amin' ny tohatra. [2.470#20]

Teny iditra (2/2) 11  lingilingy
Sokajin-teny  12  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  13 very high, lofty [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19