|
|
|
|

Teny iditra1  loadoaka (loaka)
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Ohatra  3  Lasa matroka sy feno loadoaka ny fitaramaso toy ny hamaina-maso [2.424#]
4  Ary ny loadoaka eny amin' ny vatolampy maro dia lazaina hoe diany avokoa [2.69#]
Ohabolana  5  Ohabolana misy io teny loadoaka io

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/03