Teny iditra (1/2) | 1 loahy |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 tafiho [Bara]
[1.78] |
Teny iditra (2/2) | 4 loahy |
Fototeny | 5 loaka |
Sokajin-teny | 6 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana loahana |
Ohatra |
7 Dia hoy Izy tamiko: Ry zanak' olona, loahy ny ampiantany; [2.996#] |
Tsipelina hafa | 8 loaho |
Tsanganana sy sary iray takila |
9 Ny matoantenin' ny iharana mandidy rehetra |
Fivaditsoratra | 10 alohy, haoly, laohy, loahy |
Nohavaozina tamin' ny 2024/01/12 |