|
|
|
|

Teny iditra 1  loarana
Fototeny  2 loatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Avoaka (avy ao anaty zavatra lalina aty): Loary ny vary ~ Folo sobika ny tany noloarana tao anatin' io lavaka io ~ Noloarany ny hatezerana tao am-pony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be served out of pot or container [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 qu'on sort de la marmite; qu'on sort d'un récipient [1.8]

Fivaditsoratra  11 laroana, loarana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19