|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  loatra
Sokajin-teny  2  tambinteny
Fanazavàna teny malagasy  3  Mihoatra noho ny tokony ho izy: Miasa loatra izy / Kely loatra itỳ harona itỳ [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  too much [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5  trop, excessif [1.3, 1.8, 1.405]
6  abusif [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Kamban-teny 
Tsanganana sy sary iray takila  11  Ny tambinteny rehetra

Teny iditra (2/2)12  loatra
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny malagasy  14  Famoahana na fanalana ny ao anatin' ny zavatra lalina aty: Ataovy tsara zara ny loa-bary. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  15  action d'extraire le contenu d'un trou, d'une cavité, d'une marmite
16  action d'exhiber [1.3]
Sampanteny 
17  Matoantenin' ny mpanao :
18  Matoantenin' ny iharana :
19  Matoantenin' ny fameno :
20  Anarana :
21  Mpamaritra :
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  23  alotra, alôtra, laotra, loatra, Olatra, olatra

Nohavaozina tamin' ny 2024/08/31