|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  lobaka
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Toe-karena: zaitra
Fanazavàna teny malagasy  4  Akanjo anatin-dehilahy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  a shirt [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  chemise [1.8]
Ohatra  7  Ary misy koa sarin' ny fitafiana isan-karazany : kiraro, lobaka. [2.332]
8  Tiako haterina koa ny akanjon-dRasamy, ka nitady pataloha sy lobaka hovidina aho. [2.4]
Kamban-teny 

Teny iditra (2/3)10  lobaka
Sokajin-teny  11  anarana
Voambolana  12  Haizavamaniry
Fanazavàna teny malagasy  13  paraky [Bara, Tanosy] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  14  (sens général : grand, ample du malais lebeh, sanscrit : lobha et plus spécialement le vêtement en forme de grande chemise que les hommes portent par-dessus le pantalon). Nom des feuilles de tabac larges et minces, retenues pour faire la « cape » des cigares. Par extension (en Imerina) les variétés de tabac à larges feuilles (type Maryland). [1.196]

Teny iditra (3/3)15  lobaka
Sokajin-teny  16  anarana
Voambolana  17  Haizavamaniry
Fanazavàna teny frantsay  18  (déformation de tabaka : le tabac). Nicotiana tabacum L. (Solanaceae). Mais plutôt les variétés corsées à feuilles étroites et épaisses, plus appréciées des Malgaches puisqu'elles servent à préparer les tabacs à mâcher. [Taisaka] [1.196]
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  20  bokala, bôlaka, kalabo, lobaka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31