Teny iditra lodilody (lody)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ilazana toetra kaodikaody, mandositra olona; fahamenamenarana eo am-pifaneraserana amin' ny maro. [1.1]
Sampanteny 
Tovy hevitra lody

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05