Teny iditra milodilody (lodilody (lody))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Kaodikaody mandositra olona, matahotra na menamenatra mifanerasera amin' ny maro [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : milodilody
Ny lasa : nilodilody
Ny hoavy : hilodilody
Filaza mandidy : milodilodia

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20