Teny iditra lofosana (lofo)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Ilazana ny olona maty namonoana omby: Raha vao maty Ranona dia nolofosana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay En l'honneur de qui on immole des boeufs [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : lofosana, lofosako, lofosanao, lofosany, lofosantsika, lofosanay, lofosanareo, lofosan', lofosan-, lofosam-, lofosa-
Ny lasa : nolofosana, nolofosako, nolofosanao, nolofosany, nolofosantsika, nolofosanay, nolofosanareo, nolofosan', nolofosan-, nolofosam-, nolofosa-
Ny hoavy : holofosana, holofosako, holofosanao, holofosany, holofosantsika, holofosanay, holofosanareo, holofosan', holofosan-, holofosam-, holofosa-
Filaza mandidy : lofosy

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20