Teny iditra | lokanady | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Dina na fanekena nifanaovan' ny miaramila hiady na hiantafika fahizay. (Anisan' ny lokanady nalaza fahiny ilay fepetra iray mitaky "ny fandoram-belona izay miamboho lehilahy", izany hoe miverina ilalana mandositra ny fahavalo; azo heverina fa hatramin' izay no nahatonga ny fitenenana hoe "aleo mandroso ho faty toy izay miverin-ko may") [1.1] | |
Singan-teny | loka ; ady | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/01 |
![]() |