Teny iditra | loka rano | |
Singan-teny | loka ; rano | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Loka faran' izay mora fa rano no sotroin' izay resy (enti-milaza loka tsy misy antony) [1.1] | |
Fivaditsoratra | ankolaro, kalanoro, loka rano |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/01 |