|
|
|
|

Teny iditra 1  lolohavina
Fototeny  2 loloha
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Entina an-doha: Asio halana vao loiohavina ny siny
9 Hajaina fatratra: Olona lolohaviko an-tampon' ny loha ianao, tompoko, ka tsy azoko tsiratsiraina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be carried on the head [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on porte sur la tête [1.8]
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21