|
|
|
|

Teny iditra1  loloha (loha)
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Fitondrana zavatra an-doha: Loloha kitay 4  Fitindrana zavatra mitatao ambonin' ny loha: Loloha lanitra ka samy mitondra ny tandrifiny 5  Ny havana akaiky izay sahirankirana na mananosarotra amin' ny fivelomana ka adidin' ny tena ny manohana azy: Lolohanao ireo antitra ireo ka tsy azonao ariana amin' olona. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  the act of carrying on the head; family responsibility [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  action de porter sur la tête [1.3, 1.8]8  les proches parents qu'il faut assister [1.3]9  devoir d'assister les proches parents [1.8]
Ohatra  10  aza manary loloha fa hava'nao, hoy Andrimanelo tamy ny Halambo. [2.48]
Sampanteny 
11  Matoantenin' ny mpanao :
12  Matoantenin' ny iharana :
13  Anarana :
14  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny loloha io

Fivaditsoratra  18  lohalo, loloha

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/21