|
|
|
|

Teny iditra 1  lonilony
Fototeny  2 lony
Sokajin-teny  3  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  9 Fahasosotsosorana [1.1]
Ohatra  10  Ao ny lonilony andavanandro netina namelezana olona. [2.472#]
11  Nisy lonilony tamin-dRafotoana koa noho ny lalàna momba ny fihainoana kabary. [2.508#]
Tovy hevitra  12 lony

Fivaditsoratra  13 liñoliño, lonilony

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22