|
|
|
|

Teny iditra1  malonilony
Fototeny  2  lonilony
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Voambolana  4  Ontam-po
Fanazavàna teny malagasy  5  Manana endrika tsy faly ka miketrona be ihany ny tarehy, halavaina ny molotra, toa masiaka ny fijery [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  in bad humor, vexed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  vexé, bourru, agacé [1.3]
8  de mauvaise humeur, vexé [1.8]
Tovy hevitra  9  malony
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny malonilony io

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20