Teny iditra (1/2) | 1 lozoka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
7 efitra [Bezanozano]
[1.78] 8 lavaka manodidina fiarovana tanàna [Sihanaka] [1.78] 9 lalan-tery, lalana ety dia ety [Tanala] [1.78] 10 Tsatokazo misy lavaka itsofohan' ny hidim-bavahady rehefa nohidiana ny vavahadim-bohitra fahizay, izay natao hidim-bala tsotra kosa ankehitriny 11 Zohy any ambanin' ny tany: Misy lozoka ao anilan' ny vatolampy ao. [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
12 a tunnel-like place of concealment, as in grass or bushes [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
13 tonnelle ou tunnel, abri dans lequel on se place [1.8] |
Tovy hevitra | 14 lovoka |
Teny iditra (2/2) | 15 lozoka |
Sokajin-teny | 16 anarana |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
20 Filofosana amin' izay atao, fiezahana hahay fianarana. ï [1.1] |
Fivaditsoratra | 21 lozoka, zoloka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |