|
|
|
|

Teny iditra 1  milozoka
Fototeny  2 lozoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Milofo amin' izay atao, miezaka amin' ny fianarana: Milozoka amin' ny asany tokoa izy ka mendripiderana
9 Jereo Milofo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  10 Faire, poursuivre sans relâche en perdant son temps et sa peine [1.3#415]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20