Teny iditra | 1 madilo ny sofina |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] efa marenina ny sofiko (noho ny fandrenesana ilay zavatra lazaina imbetsaka loatra) |
Ohatra |
4 [1.1] madilo ny sofina amin' ny resaky ny olona momba ny fitondrantenanao 5 [1.3] madilo ny sofiko (J'en suis assourdi) |
Singan-teny | 6 madilo, sofina |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |