Teny iditra | 1 madisa |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Enti-milaza ny toetran' ny zavatra (tany, ahitra...) voahitsakitsa-dava, naleha matetika ka maosy: Andehanan' ny ankizy matetika eto ka madisa ny ahitra Lany: Madisa ny vilon-tsoavaly |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] [Provincial]
tired of waiting |
Fototeny | 5 disa |
Mpanahaka | 6 tomarosoka |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 8 diasam, madisa |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |