Teny iditra (1/3) | 1 disa |
Sokajin-teny | 2 Tsy lazaina |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
8 Enti-milaza hitsaka, hosy, fitetezana amin' ny tongotra. [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
9 Root word. lisa is also used [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
10 état de ce qui a été piétiné [1.3#107] |
Teny iditra (2/3) | 11 disa |
Sokajin-teny | 12 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
13 toto na fitotoana [Bara, Taisaka]
[1.78] |
Fanazavàna teny frantsay |
14 action de piler [Taisaka]
[1.82] |
Tovy hevitra | 15 lisa |
Teny iditra (3/3) | 16 disa |
Sokajin-teny | 17 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
18 totoina [Taisaka]
[1.78] |
Nohavaozina tamin' ny 2022/04/12 |