|
|
|
|

Teny iditra1  mafana fo
Singan-teny  2  mafana, fo
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  mavitrika sy be herimpo rehefa miasa, manao zavatra: Mafana fo ianareo ka vita haingana ny asa [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/27