|
|
|
|

Teny iditra1  mafy la
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  mizirizy tsy mety manaiky [1.10]4  Mandà, tsy azo atao ahoana amin' ahoana; fatra-panohitra mafy, mikiribiby rehefa mandà [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  stubborn in denying when one has done wrong [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6  qui nie mordicus, qui résiste à l'évidence [1.3]
Singan-teny  7  mafy, la

Fivaditsoratra  8  famaly, mafy la

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01