Teny iditra | mafy tratra | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Vehivavy mpivaro-tena, makorelina [1.60] | |
Fanazavàna teny frantsay | Prostituée, pute, putain [1.60] | |
Tovy hevitra | daba lôka ~ kapa vy ~ kôdy ~ koetra ~ kôksa ~ makôsà ~ mandôliny ~ mazava alina ~ mpijangajanga ~ oui ~ ramavo ~ sipa gôka ~ tsimirirana ~ tsy vaky atonta | |
Singan-teny | mafy ; tratra | |
Fivaditsoratra | mafy tratra, mifatratra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |
![]() |