|
|
|
|

Teny iditra1  mahaboka (boka)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  3  qui donne la lèpre [1.3]
Ohatra  4  Fady ny homam-boakena fa mahaboka, hono. [1.437#]
5  karazan-javamaniry misy tsilotsilo ny raviny ka nanan-daza ratsy ho mahaboka. [2.314#]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  9  mahabako, mahaboka, mahakoba

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/09