Teny iditra | 1 mahafanina |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mahatonga ho fanina: Mahafanina ny fofon' afon' arina |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] to produce giddiness. 5 [1.7] to make dizzy or faint |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] qui donne des vertiges ; qui étourdit |
Fototeny | 7 fanina |
Haiendriteny |
|
Mpanahaka | 11 mahajambena, mahabadenina |
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny mahafanina io |
Fivaditsoratra | 13 fahamainan, fahamanina, fanimahana, hamafanany, hanamafian, mahafanina, nihamafana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |