| Teny iditra (1/3) | 1 fanina |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Fahatsiarovana (na mahatsiaro) ny tena ho jenjina ka mihodinkodina no fijery ny zavatra rehetra manodidina hany ka mety hianjera mihitsy aza ny tena: Sarotim-ponina izy. / Fanina aho izany fa tano
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 dizzy
[1.2, 1.7] 9 giddy. [Mal. pening.] [1.2] 10 faint [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 qui a des vertiges, étourdi
[1.8] |
| Ohatra |
12 Saika fanina ilay tovolahy kely.
[2.499#55]
13 Nisondrotra ny ambavafoko, fanina ny masoko. [2.4#128] |
| Fikambanana | 14 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 6 misy ny teny hoe fanina |
| Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 16 fañina |
| Sokajin-teny | 17 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
18 [Tanosy] fanekena
[1.78] |
| Teny iditra (3/3) | 19 fan~ina |
| Sokajin-teny | 20 tsirinteny saradroa [Fitanisana] |
| Fivaditsoratra | 21 fanany, fanina, fan~ina, fañina, 22 fian~na, 23 ifan~na |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/22 |
|