|
|
|
|

Teny iditra 1  mahafanina
Fototeny  2 fanina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mahatonga ho fanina: Mahafanina ny fofon' afon' arina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 to produce giddiness. [1.2]
9 to make dizzy or faint [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 qui donne des vertiges ; qui étourdit [1.8]
Mpanahaka  11  mahabadenina, 12  Mahajambena
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 fahamanina, 15 fanimahana, mahafanina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22