Teny iditra | mahafina (afina) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Afaka manafina: Tsy mahafina anao aho [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Qui cache ou peut cacher [1.3] | |
Fivaditsoratra | fanahamy, fimahana, hamafina, mahafañy, mahafina, manafiha, mifahana, mifanaha |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |