|
|
|
|

Teny iditra 1  mahafinaritra
Fototeny  2 finaritra
Sokajin-teny  3  matoanteny na mpamaritra
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mahafaly, maharavo: Saha mahafinaritra ~ Olona mahafinaritra Rakoto
8 Tsara, soa, kanto: Lahateny mahafinaritra no nandraisana ny filohan' ny Nosy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to please, to render happy, to gratify, to delight [1.2]
10 to please
11 to be enjoyable; fine, beautiful [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 qui fait plaisir; beau, superbe [1.8]
Voambolana  13  Ontam-po
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21