|
|
|
|

Teny iditra 1  mahafolaka
Fototeny  2 folaka
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny frantsay  7 qui brise, qui rompt, qui peut dompter [1.3]
Ohatra  8  Tsy izy koa ny mandray an-tendrony: mahafolaka io. [2.245#10]
9  Olo-mahery izany ry zareo ireto manana herim-batana sy herim-po, ka tsy mahagaga raha mahafolaka baria! [2.643#124]
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21