|
|
|
|

Teny iditra1  mahafoy
Fototeny  2  foy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Afaka hisaraka amin' ny zavatra na olona iray: Tsy mahafoy ahy i dadabe
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] same as mamoy, but also used to express giving, as: mahafoy vola, liberal in giving money.
6  [1.7] to be willing or able to give up
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.3#180] Qui abandonne ou peut abandonner
Ohatra  8  fa raha tsy hendry hianao, mora mahafoy aho; [2.69#]
9  Tsy mahafoy vola hamidy takotra ka manta vary. [2.436#]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Ohabolana  18  Ohabolana misy io teny mahafoy io

Fivaditsoratra  19  hamafio, ifahoam, ifaoham, ifoaham, iohafam, mahafoy, mahaofy, mifahoa, mifaoha

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02