Teny iditra mahalala ny rariny sy ny hitsiny
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Mitana ny fahamarinana mandrakariva ary mampihatra izany amin' ny tsy fanambakana ny sasany [1.1]
Singan-teny mahalala ; rariny ; hitsy

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/16