|
|
|
|

Teny iditra 1  mahamahimahina
Fototeny  2 mahimahina
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Ohatra  7  Tsy mitsahatra manenjika moa ny ratsy vita ka izany no mahamahimahina azy, nefa. [2.895#137]
8  Fatratra io vehivavy io, fa izay rehetra miditra ao amin-dry Rainilijaona dia mahamahimahina azy sy fotopotorany. [2.324]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19