Teny iditra mahamaimay (maimay (may (hay)))
Sokajin-teny mpamaritra
Ohatra Dia ianareo izay mahamaimay ny fonareo amin' ny hazo terebinta eny ambanin' ny hazo maitso rehetra, ka mamono zaza eny an-dohasahan-driaka eny ambanin' ny tsefatsefaky ny harambato. [2.996]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mahamaimay
Ny lasa : nahamaimay
Ny hoavy : hahamaimay

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/23