|
|
|
|

Teny iditra 1  maimay
Fototeny  2 may
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  8 Dodona, maika: Maimay erỳ izy handeha omaly; izao anefa, tsy rototra indray [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 pressé, qui a hâte de [1.3]
Ohatra  10  maimay foana isika hanaraka ny fanaon' ny any ivelany. [2.445#97]
11  Nony efa tonga tany an-trano dia maimay be ihany ny fony. [2.324]
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21