|
|
|
|

Teny iditra1  mahamena-maso
Singan-teny  2  mahamenatra, maso
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] maha te hanaja
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] used of a person in whose presence one would act circumspectly
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] qui inspire du respect
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny mahamena-maso io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07