|
|
|
|

Teny iditra 1  mahamenatra
Fototeny  2 henatra
Sokajin-teny  3  matoanteny na mpamaritra
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny anglisy  7 to make ashamed
8 shameful, humiliating [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 rendre honteux
10 honteux, humiliant [1.8]
Ohatra  11  Aza miteny mafy, fa mahamenatra olona! [2.5#]
12  Ary matetika izy no mamo eny am-pilanjana, ka mirondrona mahamenatra; [2.59#]
13  Aoka izay, Ranaivo, hoy Rasolo, fandrao misy mahalala, ka mahamenatra olona eto; [2.324#]
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/07/17